|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mitaroka
Fototeny  2  taroka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Mamoaka tsimoka na laingo tanora milenodenoka [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
Tovy hevitra  8  mitarotaroka

Teny iditra (2/2)9  mitaroka
Fototeny  10  taroka
Sokajin-teny  11  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  12  mikapoka [Bezanozano, Sihanaka] [1.78]
Haiendriteny 
13  Ny ankehitriny :
14  Ny lasa :
15  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  16  maitroka, miokatra, mirotaka, mitaroka, mitoraka, mitraoka, mitroaka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31