|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  taroka
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Fanazavàna teny malagasy  7 [Bezanozano] kapoka, vely [1.78]
8 [Sihanaka] kapoka [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  9 flogging, beating. Comme daboka [1.2]

Teny iditra (2/2) 10  taroka
Sokajin-teny  11  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  16 Tsimoka na tsirin-javamaniry mbola tanora vao nitrebona, na ny ravina maitso vao namelana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  17 (souvent redupliqué en tarokataroka). Les jeunes pousses tendres des plantes ; plus spécialement de celles qu'on consomme comme légume après cuisson. Lorsqu'il s'agit des jeunes pousses comestibles provenant d'arbustes ou de lianes, on dit plutôt taro-daingo (de laingo). [1.196]
Voambolana  18  Haizavamaniry
Tovy hevitra  19 tarotaroka
Mpanahaka  20  laingo, 21  tsimoka
Fikambanana  22  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe taroka

Fivaditsoratra  23 akotra, 24 atroka, 25 katrao, 26 katroa, 27 okatra, 28 rotaka, 29 takaro, taroka, 30 toraka, 31 traoka, 32 troaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22