|
|
|
|

Teny iditra 1  mitarozaka
Fototeny  2 tarozaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mihantona miraviravy, mikiraviravy, mirazorazo, mikirazorazo: Tapaho any io tady mitarozaka eo amin' ny lavarangana io
8 Maharitra ela toa tsy misy farany: Tapaho haingana izay hevitrao fa mitarozaka izany resaka izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to hang down, to hangout [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10 être long, fluet et pendant, pendiller
11 être redit sans cesse, durer longtemps [1.3]
Tsipelina hafa  12 mitarozika

Fivaditsoratra  13 mikaozatra, 14 mitarazoka, mitarozaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22