Teny iditra | tarozaka (rozaka) | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Toetran' ny zavatra lava miraviravy, misy miramborambo eo am-pihantonany. [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | Root of mitarozaka [1.2] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | état de ce qui est long, fluet et pendant [1.3] | ||||||
Sampanteny |
| ||||||
Tsipelina hafa | tarozika | ||||||
Fivaditsoratra | kaozatra, tarazoka, tarozaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |