|
|
|
|

Teny iditra1  mitebiteby
Fototeny  2  tebiteby
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Manahy sady matahotra no mitaitay, mihavatravatra: Voalaza fa manatona ny rivodoza: nitebiteby daholo ny iray tanàna
5  Be ahiahy, very hevitra: Tsy tokony hitebiteby ianao raha tsy nanao ratsy tsinona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  to be apprehensive, to tremble with foreboding [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  se troubler, trembler d'inquiétude [1.8]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20