Teny iditra | mitefaka (tefaka) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza zavatra vaky ka mipiaka, na tehamaina mahavoa ka mirefotra [1.1] | ||||||
[Sihanaka] Mamely tehamaina [1.78] | |||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Fivaditsoratra | mifetaka, mitefaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |