|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  tefaka
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Matoantenin' ny fameno :
6  Anarana :
Voambolana  7  Feo
Fanazavàna teny malagasy  8  Feo re rehefa misy zavatra vaky, toy ny vilany izany
9  Vono amin' ny felatanana, tehamaina. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  10  bruit que fait un coup, un vase qui casse
11  le coup lui-même [1.3]

Teny iditra (2/3)12  tefaka
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny malagasy  14  tehaka [Sihanaka] [1.78]

Teny iditra (3/3)15  tefaka
Sokajin-teny  16  anarana
Voambolana  17  Haizavamaniry: hazo palma
Fanazavàna teny malagasy  18  Zavamaniry iray karazana amin' ny antendry, rofia, voaniho... izay anaovana sahafa na satrola, ary ny lavenony angalana sirahazo izay atao hoe Betefaka (Chrysalidocarpus decipiens Beccari-Palmiers) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  19  nom d'un palmier dont on extrait une potasse très mordante [1.3]
20  (sens général : prétentieux, qui aime les louanges, allusion à son port majestueux). Palmier autrefois commun dans les forêts de l'Imerina d'après A. Grandidier. D'après Malzac, on en tirait un sel de potasse très mordant, réputé. Ce sel s'appelait betefaka. L'espèce a peut-être disparu avec les derniers restes de forêt de cette région. [Merina] [1.196]
Kamban-teny 
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  23  fetaka, tefaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/14