Teny iditra | 1 mitehaka |
Fototeny | 2 tehaka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mampikatrokatroka ny felatanana roa ho mariky ny hafaliana: Nitehaka ny olona raha vao niditra izy Mamely amin' ny felatanana, mikasi-tanana: Rakoto no nitehaka ny zanakao fa tsy izaho |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to pat; to clap the hands, to applaud |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] donner une tape à; applaudir en battant des mains |
Ohatra |
7 Velariny mitsilany ny tanany havanana amin' izay, dia mitehaka ilay itenenany. [2.472] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny mitehaka io |
Fivaditsoratra | 13 mihatake, mitehaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |