|
|
|
|

Teny iditra 1  mitentina
Fototeny  2 tentina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mihosotra loko mitsipentimpentina: Mitentina mena ny lanitra manga rehefa takariva
9 Mitsentsina: Soa ihany fa nitentina tsara ilay lakana ka tsy misy rano tafiditra na pitiny kely aza [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be spotted or colored; to be caulked [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 être tacheté; être calfaté [1.8]
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21