|
|
|
|

Teny iditra 1  miteraka
Fototeny  2 teraka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mamoaka avy ao an-kibo, mandatsaka an-tany: Iza no anaran' ny reny niteraka anareo?
9 Mahavokatra, manome: Mitera-bony avokoa ny hazo rehetra amin' izao fotoana izao
10 Mahatonga, mitarika: Miteraka aretin' andaha ny aretina sasantsasany
11 (vola) Misy zanany, manàna: Aoka hotsaroanao fa tsy niteraka ny volako tany aminao [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  12 accoucher, enfanter, vêler, engendrer [1.13]
13 [Sakalava-Mayotte] accoucher [1.405]
Ohatra  14  Endre, anaka, ny mahafinaritra no miteraka ny mahasoa indrindra amin'ny reraka toa anao izao. [2.324]
15  Ny Fahatezerana niteraka Fahoriana. [2.5]
Voambolana  16  Haiaina
Fikambanana  17  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 6 misy ny teny hoe miteraka
Ohabolana  18  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  19 matarike, 20 miraketa, 21 miretaka, miteraka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21