|
|
|
|

Teny iditra 1  teraka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Haiendriteny 
3  Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  16 Vao nivoaka ny kibon-dreniny ka manomboka miaina eto an-tany: Vao teraka, hono, io zaza io dia nitsiky
17 Latsaka antany, foy (raha atodim-borona no lazaina)
18 Nandatsaka zaza avy ao an-kibo: Teraka halina Ramatoa Rasoa
19 Miseho, mitranga: Vao teraka io lamaody io, dia nanao akanjo manasa-pe daholo ny sakam-bavy rehetra / Teraka ny volana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  20 delivered of a child
21 born [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  22 né [1.3, 1.8]
23 qui a enfanté, accouché
24 qui a produit des feuilles, des fleurs, fruits [1.3]
25 qui a mis au monde un enfant
26 qui vient de mettre bas [1.8]
27 (racine verbale) Veut dire enfanter (pour les femmes), mettre bas (pour les animaux) mais pour les plantes signifie produire des fleurs, des fruits, des bulbilles, des rejets. [1.196]
28 [Sakalava-Mayotte] né [1.405]
Ohatra  29  ny mponina tera-tany anefa vitsy [2.366#18]
30  fa izahay anie terak' ombi-manga [2.69#229]
31  hianao no teraky ny volana, zafin' ny masoandro [2.606#182]
32  Tsy nisy fahafatesana teo amin' ny velona, fa tsy mbola teraka ny Ota [2.5#13]
Voambolana  33  Haiaina 34  Haibiby: (amin' ny ankapobeny) 35  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny
Mpanahaka  36  afa, 37  ary, 38  foy, 39  foy, 40  latsaka, 41  mahita, 42  manao, 43  mifana, 44  mihetsi, 45  mivadi, 46  nitondra, 47  tonga, 48  tsy, 49  tsy, 50  tsy, 51  vaky, 52  vaky, 53  velombao
Fikambanana  54  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 21 misy ny teny hoe teraka
Ohabolana  55  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  56 atrake, 57 atreka, 58 etraka, 59 karate, 60 raketa, 61 retaka, teraka, 62 treaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22