|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mitesontesona
Fototeny  2 tesontesona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Tsy mahalala menatra miteny na manao zavatra amim-pieboeboana [1.1]

Teny iditra (2/2) 9  mitesontesòna
Fototeny  10 tesontesona
Sokajin-teny  11  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitesontesona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]

Fivaditsoratra  mitesontesòna, mitesontesona, 12 mitseontseona

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15