Teny iditra mitety firazanana
Singan-teny mitety ; firazanana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mamakafaka ny niandohan' ny razana, mitanisa sy manambara ny ray aman-dreny, na ny efa maty na ny mbola velona [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/19