|
|
|
|

Teny iditra 1  mitevy
Fototeny  2 tevy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Sampanteny 
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  9 [Antambahoaka+Antesaka+Bara+Sihanaka] mikapa hazo [1.78]
10 [Tanala] mikapa hazo (ala na longoza): Zañahary tsy hoñome taona folak'antsy mitevy longoza [1.78]
11 Mikapa sy mandoro ala mba hambolena; manao tavy: Mitevy ala [1.1]
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21