|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tevy
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Matoantenin' ny fameno :
6  Anarana :
7  Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  8  Fanapahana sy fandorana hazo eny an' ala mba hiasana ny tany nialany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9  (surtout Sud-Est). Défrichement de la forêt ; culture sur brûlis ; comme tavy [1.196]
Ohatra  10  Fa ny somary nanahirankirana anay kely angaha tamin'ny tevy ala dia ny biby. [2.643#56]
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny tevy io

Teny iditra (2/2)12  tevy
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny frantsay  14  Au sens figuré et dans toute l'île, ce mot a pris la signification de : action de dissiper follement son bien, de dilapider son capital. Ceci montre assez que les anciens Malgaches considéraient la destruction de la forêt comme une calamité. Les Malgaches modernes en ont malheureusement moins conscience. [1.196]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31