|
|
|
|

Teny iditra 1  mitezitra
Fototeny  2 tezitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mampiseho tsy fahafaliana amin' ny olona iray ka hetsehim-po hamely azy; mandevilevy: Nitezitra an-jandriny izy. / Mitezera fa aza manota [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20