|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mitikintikina
Fototeny  2 tikintikina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mandeha na mamindra amim-pieboeboana, mamindra manao fihetsika be avona sy kevokevoka [1.1]

Teny iditra (2/2) 9  mitikintikìna
Fototeny  10 tikintikina
Sokajin-teny  11  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitikintikina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]

Fivaditsoratra  mitikintikina, mitikintikìna

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15