Teny iditra mitofina (tofina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mahatsiaro maharary noho ny fianjerana [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitofina
Ny lasa : nitofina
Ny hoavy : hitofina

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05