Teny iditra | 1 tofina |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
5 Fianjera, fidona; faharary noho ny fianjerana amin' ny tany; fihetsiketsehana, fanonjanonjana, fitopatopan' ny volon-doha (raha ohatra mihazakazaka). [1.1] |
Tovy hevitra | 6 tofintofina |
Fivaditsoratra | 7 fanito, fañito, fantio, fotina, tinafo, tofina |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |