| Teny iditra | 1 mitoha |
| Fototeny | 2 toha |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 [Antambahoaka] mitady
[1.78] 8 Mitady (haza, remby): Lasa nitoha tantely any an' ala izy [1.1] |
| Fikambanana | 9 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mitoha |
| Fivaditsoratra | 10 hamoty, 11 mahito, 12 mahoty, 13 mihato, 14 mihota, 15 mitaho, mitoha |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|