Teny iditra |
toha-
|
Sokajin-teny | endritenin' ny hoe tohatra
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
toha
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Azo ihafiana; zaka; lefitra; aritra: Tohanao ve izany teny famingavingana izany [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Can be resisted [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | à qui (quoi) on peut résister [1.8]
|
Sampanteny |
|
|
Teny iditra |
toha
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Hanina tadiavin' ny biby dia; haza; remby: Mitatitra ny tohany ny vitsika. [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Prey, spoils [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Proie, butin [1.8]
|
Sampanteny |
|
|
Teny iditra |
toha
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
Rantsan-kazo amatorana ny raty amin'ny tafo [1.78]
|
|