|
|
|
|

Teny iditra 1  mitohatra
Fototeny  2 tohatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Enti-milaza ny nonom-biby izay efa mibontsina, na ny biby -- indrindra ny ombivavy -- manana anaka, na ny voam-bary efa manomboka ho feno. (Raha manana anaka, ny olombelona atao hoe: bevohoka; ny omby mitohatra ary ny saka mamosavy) [1.1]
Fikambanana  8  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how mitohatra
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21