|
|
|
|

Teny iditra1  mitohy fangoka
Singan-teny  2  mitohy, fangoka
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  enti-milaza olona manenina na adala (heverina ho misy fahavoazana ny sain'ny olona mitohy izany) [1.1#731]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/23