|
|
|
|

Teny iditra 1  mitohy
Fototeny  2 tohy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mampiditra zavatra maro mifanarakaraka amin' ny kofehy na amin'ny tsora-by: Nitohy vakana anikeheo ny zokinay
9 a) misy tsy tapaka, tsy misy fiatoana: Nitohy ny ranonorana nandritra ny herinandro ka vaky ny fefiloha
10 b) mifanarakaraka betsaka: Nahita soavaly betsaka nitohy teny an-dalana izahay [1.1]
11 tsy miato [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  12 Enfiler des perles, de la viande etc.
13 être ajouté, uni, enfilé; continuer, comme la pluie, comme un procès, ne pas discontinuer, se suivre: Nitohy ny ranonorana nandritra ny herinandro (La pluie n’a pas discontinué pendant une semaine) ~ Nitohy tsara ny laha-teny nataony (Son discours se suivait bien) ~ Nisy ramole betsaka nitohy teny an-dàlana (Il y avait beaucoup de mulets qui se suivaient sur la route) [1.3#710]
14 continu [1.13]
Ohatra  15  Fa ny firavoravoana dia mbola mitohy. [2.508#]
16  Dia miditra mitohy ao ihany ny kabary. [2.245#]
17  fa raha mitohy ihany dia mahatratra ny lanitra. [2.69#]
Mpanahaka  18  manao ranolava
Fikambanana  19  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 11 misy ny teny hoe mitohy
Ohabolana  20  Ohabolana misy io teny io
Sary 
21 

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22