|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mitoky
Fototeny  2 toky
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 mametraka fanantenana: Tsy hitoky amin' olona mpamitaka toa anao na oviana na oviana aho
9 miankina, miantehitra: Aza mitoky amin' ny fahaizan' ny tena [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  10 avoir confiance ne, se confier à, compter sur: Aza mitoky amin' io lehilahy io (N'ayez pas confiance en cet homme, défiez-vous de cet homme) ~ Aza mitoky amin' ny haren' ny tany (Ne comptez pas sur les richesses de ce monde) [1.3]
Ohatra  11  Ary mbola mitoky ny sampy ny olona monina any; [2.48#612]

Teny iditra (2/2) 12  mitoky
Fototeny  13 toky
Sokajin-teny  14  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
15  Ny ankehitriny :
16  Ny lasa :
17  Ny hoavy :
18  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  19 [Antambahoaka] maminany (ombiasa) [1.78]
20 Mamosavy, mamorika [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  21 ensorceler [1.3]

Fivaditsoratra  22 kômitỳ, 23 mikito, mitoky

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20