|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mitola
Fototeny  2 tola
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Tofoka
8 Miraika kely, mirona, mihilana [1.1]

Teny iditra (2/2) 9  mitola
Sokajin-teny  10  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  11 [Antesaka] mianjera (hazo, trano) [1.78]
12 [Tanala] mianjera, milatsaka: Atofay tsara ñy jaja tsy ihira eo fa mitola añe io akondro io (tandremo ny ankizy tsy hilalao eo fa milatsaka any io akondro io) [1.78]

Fivaditsoratra  13 lamoty, 14 matilo, mitola, 15 Molati

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20