|
|
|
|

Teny iditra (1/7)1  tola
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Matoantenin' ny fameno :
6  Anarana :
7  Mpamaritra :
Voambolana  8  Haizavamaniry
Fanazavàna teny malagasy  9  fianjerana [Taisaka] [1.78]
10  mianjera, midaraboka [Tanala] [1.78]
11  Tofoka, tohina, leony: Tolan-kazandrano aho izany
12  Lefy, folaka sy mihamalemy: Ela nilibana ireny ka efa tola izao
13  Miraika, mirona, mitongilana
14  Enti-milaza ny vilany mianjera avy eo ambony toko [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  15  (pris adjectivement) Se dit des arbres dont le sommet penche ; arbres pleureurs. [1.196]

Teny iditra (2/7)16  tola
Sokajin-teny  17  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  18  mandry, mivaingana [Tambahoaka] [1.78]

Teny iditra (3/7)19  tola
Sokajin-teny  20  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  21  efa antitra, efa tonta [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  22  vieilli, suranné [1.13]

Teny iditra (4/7)23  tola
Sokajin-teny  24  mpamaritra
Voambolana  25  Toe-karena: fiompiana
Fanazavàna teny malagasy  26  Enti-milaza tandrok' omby mifanohitra fitsiry ka miolaka amin' ny an-daniny avy [Betsileo] [1.1]
Tsanganana sy sary iray takila  27  Bikan' ny tandrok' omby

Teny iditra (5/7)28  tola
Sokajin-teny  29  anarana
Voambolana  30  Toe-karena: fiompiana
Fanazavàna teny malagasy  31  Omby manana trafo lava sy mirondrona [Tsimihety] [1.1]

Teny iditra (6/7)32  tola
Sokajin-teny  33  anarana
Fanazavàna teny malagasy  34  valamparihy [Tambahoaka] [1.78]
35  valam-parihy [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  36  diguette [1.13]

Teny iditra (7/7)37  Tola
Sokajin-teny  38  anaran-tsamirery (ara-baiboly)
Voambolana  39  Soratra Masina
Fanazavàna teny anglisy  40  Tola [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  41  Tola [2.996]
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  42  Toko sy andininy momba Tola
Tsanganana sy sary iray takila  43  Fitanisana

Nohavaozina tamin' ny 2024/01/18