Teny iditra | mitola (tola) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Tofoka Miraika kely, mirona, mihilana [1.1] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Teny iditra | mitola | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Mianjera (hazo, trano) [1.78] | ||||||
[Tanala] Mianjera, milatsaka: Atofay tsara ñy jaja tsy ihira eo fa mitola añe io akondro io (tandremo ny ankizy tsy hilalao eo fa milatsaka any io akondro io) [1.78] | |||||||
Fivaditsoratra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |