Teny iditra mitombana (tombana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Miseho ho manana toetra toy izao sy toy izao: Mitombàna ho lehilahy fa aza kanosanosa mifararemotra eo [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitombana
Ny lasa : nitombana
Ny hoavy : hitombana
Filaza mandidy : mitombàna
Kamban-teny 

Teny iditra mitombaña
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Bezanozano, Sihanaka] Miasa tany amin'ny angady [1.78]

Teny iditra mitombàna (tombana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitombana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20