|
|
|
|

Teny iditra 1  mitonantonana
Fototeny  2 tonantonana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mivezivezy foana tsy misy antony, tonga fotsiny tsy misy zavatra hatao: Ity izaho nitonantonana tany, nefa ry zalahy taty nigalabina aoka izany! [1.1]
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  9 miontanontana, 10 mitanontanona, mitanontanòna, mitonantonana

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/18