Teny iditra | 1 mitonantonana (tonantonana) |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy | 3 Mivezivezy foana tsy misy antony, tonga fotsiny tsy misy zavatra hatao: Ity izaho nitonantonana tany, nefa ry zalahy taty nigalabina aoka izany! [1.1] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny mitonantonana io |
Fivaditsoratra | 8 miontanontana, mitanontanona, mitanontanòna, mitonantonana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |