|
|
|
|

Teny iditra1  mitondra hodi-nato miantsinanana
Singan-teny  2  mitondra, hodi-nato, miantsinanana
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  Mitondra zavatra amin' ny toerana nialany teo aloha ihany (ny nato mantsy avy any an' ala atsinanana ihany) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  porter de l'eau à la rivière [2.165]

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/06