|
|
|
|

Teny iditra 1  mitondraka
Fototeny  2 tondraka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mahazo rano haniriany tsara: Tsy mbola nitondraka lahy ity voninkazo itỳ!
8 Mihoa-pefy: Nitondraka ny rano fa be loatra ny orana
9 (biby) Manaram-po miraoka ahitra amin' ny volin' olona: Tsy manaiky aho fa omby dimy no nentin' i Lita nitondraka teny an-tanimboliko [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  10 déborder, se répandre
11 paître dans les plantations d'autrui, se dit des animaux [1.3]
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  13 mandikotra, 14 mandrotika, mitondraka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21