| Teny iditra | 1 mitopy |
| Fototeny | 2 topy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 (maso) Miantefa mijery kely miserana: Nitopy tany amiko ny masony ka menatra aho
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 to direct the eyes at something
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 être dirigé sur quelque chose (se dit des yeux)
[1.8] |
| Ohatra |
11 Nony nitopy lavidavitra ny masony, olona telo mianaka no tazany amin' ny lalan-tokana mandalo ny tanànany.
[2.470#179]
|
| Fikambanana | 12 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mitopy |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 14 impito, 15 mipoty, mitopy, 16 mpioty |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|