|
|
|
|

Teny iditra 1  mitoreoreo
Fototeny  2 toreoreo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 >Manao feo mitaraindraina, mampahonena: Mampalahelo izany vorondreo mitoreoreo any ambony any izany [1.1#734]
Ohatra  8  mitoreoreo sy mampihetsi-po hafahafa ny feo avoaky ny zavamaneno [2.470#72]
9  Ny hira mitoreoreo sy mitaraindraina, ny tiona gregoriana, dia tsy azon' ny Malagasy [2.436#83]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20