|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mitosy
Fototeny  2 tosy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mikasika (amin' ny lalao kanety) [1.1]
Voambolana  9  Kilalao

Teny iditra (2/2) 10  mitosy
Fototeny  11 tosy
Sokajin-teny  12  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
13  Ny ankehitriny :
14  Ny lasa :
15  Ny hoavy :
16  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  17 Manao fihetsehana miangolangola mba hanehoam-pitiavana na hierenam-pitia amin' ny olona ifampiresahana: Mitositosy amin-dreniny erỳ io zaza io [1.1]

Fivaditsoratra  18 miotsy, 19 misito, mitosy, 20 sitimo, 21 tsimio

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20