Teny iditra (1/2) | 1 mitotongana |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mihilana, mihohoka: Vonjeo fa mitotongana ilay siny feno rano Mihena, miletsy, mitambotsotra: Nitotongana ny vidin' ny lavanila taona ito Mietry, mandrorona: Nitotongana Rangahy iny noho ny fisotroany toaka |
Fototeny | 4 totongana |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 9 mitotongàna |
Sokajin-teny | 10 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitotongana [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
11 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
12 [1.3] |
Fototeny | 13 totongana |
Fivaditsoratra | 14 mitotongàna, mitotongana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/05/11 |
![]() |