|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mitozo
Fototeny  2 tozo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manohy miasa tsy mety kivy, mikiry, mikikitra: Mitozo mianatra ihany io zazalahy io na dia be aza ny fakampanahy manodidina azy [1.1]

Teny iditra (2/2) 9  mitozo
Sokajin-teny  10  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  11 [Tanosy] mitsahatra [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20