Teny iditra (1/2) | 1 tozo |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
8 Faharetana amin' ny asa na dia eo aza ny hasasarana, aretina, sampontsampona isan-karazany. [1.1] |
Teny iditra (2/2) | 9 tozo |
Sokajin-teny | 10 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
11 ekeo [Taisaka]
[1.78] |
Tsanganana sy sary iray takila |
12 Ny matoantenin' ny iharana mandidy rehetra |
Fivaditsoratra | 13 tozo, zoto |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |