|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mitraka
Fototeny  2 traka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manarina ny loha: Aza miondrika fa mitrakà
9 Miarina miatrana tsara: Mitraka tsara ity zana-kazo ity ka hijoro hahafinaritra io rehefa lehibe; (mifan. aminy: miondrika, mitanondrika) [1.1]
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 11  mitrakà
Fototeny  12 traka
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitraka [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  14 Karmita, 15 mikatra, mitrakà, mitraka

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/18