|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mitrebona
Fototeny  2 trebona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Enti-milaza voan-javamaniry nambolena ka mitsimoka ary miseho mipoitra avy ao anaty tany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 bourgeonner, germer, paraître en poussant hors de terre [1.3]
Voambolana  9  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny

Teny iditra (2/2) 10  mitrebona
Fototeny  11 trebona
Sokajin-teny  12  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
13  Ny ankehitriny :
14  Ny lasa :
15  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  16 Enti-milaza zava-marani-doha, toy ny lefona, mitsatoka amin' ny tany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  17 quelque chose de pointu qui s'enfonce; les pieds qui s'enfoncent dans la boue; la chose dans laquelle la lance, etc., s'enfonce; le bourbier dans lequel les pieds s'enfoncent [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20