|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mitrena
Fototeny  2 trena
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mimà (omby)
9 Mifofofofo, mimamamama (riaka)
10 Manao feo mampitahotra (olona tezitra misafoaka) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to bellow [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 mugir [1.8]
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 14  mitrenà
Fototeny  15 trena
Sokajin-teny  16  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitrena [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  17 manetry, mitrena, mitrenà

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19