Teny iditra mitriatriatra (triatriatra (triatra))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: mivoraka ~ tongobakivaky
Ohatra Nafoiny aho, izaho loharanon' ny rano velona, ary lavaka no nohadiny ho azy, lavaka mitriatriatra, tsy mahatan-drano. [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20