|
|
|
|

Teny iditra 1  mivoraka
Fototeny  2 voraka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Tsy mifintina tamin' ny toerany fa miboraka raraka any ivelany: Mivoraka ity entana ity fa fatory tsara
8 Mitresaka, mitriatriatra: Mivoraka ny bainga vonton-drano
9 Miveraka: Mivoraka ny ovinareo izany
10 Matavy be, vondraka: Mivoraka ity kisoa ity [1.1]
11 [mivôraka] [Bezanozano] matavy [1.78]

Fivaditsoratra  12 mavoraky, mivoraka

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04