| Teny iditra | 1 mitroatra |
| Fototeny | 2 troatra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Miala tampoka amin' izay misy ny tena noho ny hatairana: Nitroatra Rakoto raha vao nahare ilay feo niantso azy
9 Taitra tampoka ka mandrifatra: Nitroatra Ikalamena ka tsy tana [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 to jump about; to be carried away by anger
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 sauter, bondir; se laisser emporter par la colère
[1.8] |
| Ohatra |
12 Notazonina ela loatra angamba ny fo, ka rahefa ela na raha tojo fandonana mafy noho ny isan' andro, tsy tana fa mitroatra.
[2.472#180]
|
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|