|
|
|
|

Teny iditra 1  troatra
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  21 Fialana tampoka amin' izay misy ny tena noho ny hatairana na fandrenesana maharary mafy
22 Fahatairan' ny biby tampoka ka mahatonga azy handrifatra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  23 bond, saut, action de se cabrer
24 figuré: colère, emportement [1.3#745]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20