Teny iditra | 1 mitroatra |
Fototeny | 2 troatra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Miala tampoka amin' izay misy ny tena noho ny hatairana: Nitroatra Rakoto raha vao nahare ilay feo niantso azy 5 Taitra tampoka ka mandrifatra: Nitroatra Ikalamena ka tsy tana [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 to jump about; to be carried away by anger [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 sauter, bondir; se laisser emporter par la colère [1.8] |
Ohatra |
8 Notazonina ela loatra angamba ny fo, ka rahefa ela na raha tojo fandonana mafy noho ny isan' andro, tsy tana fa mitroatra. [2.472] |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |