Teny iditra | 1 mitroatroatra |
Fototeny | 2 troatroatra |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Ohatra |
4 Ny hafa no sarotiny sy mitroatroatra foana! [2.296#] 5 Mitroatroatra ilay omby, ary ny fahaizan' ny mpitolona dia arakaraka ny fotoana haharetany eo. [2.472#] |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |