|
|
|
|

Teny iditra 1  mitsaingoka
Fototeny  2 tsaingoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manaikitra mitomboka toy ny ataon' ny vavan' ny boloky, akoho: Mitsaingoka voantseva ny boloky
9 Mifaoka amin-kakingana, mandrapaka: Nisy nitsaingoka ilay anjara mofomamin-janako [1.1]
Tovy hevitra  10 manaingoka
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22