|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  tsaingoka
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Matoantenin' ny fameno :
6  Anarana :
7  Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  8  Fanaikerana mitomboka, atao amim-pahakingana dia mihataka, toy ny fanaon' ny vavan' akoho. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9  qui a les doigts lestes, qui enlève, vole lestement; enfant qui frappe les autres des mains sans raison [1.3#749]

Teny iditra (2/3)10  tsaingoka
Sokajin-teny  11  anarana
Voambolana  12  Miaramila
Fanazavàna teny malagasy  13  Anaran' antoko-miaramila mpiambina ny andriamanjaka fahiny, izay nanaraka azy raha nisy dia nalehany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  14  nom d'une compagnie de soldats attachés jadis à la garde royale, accompagnant la reine dans ses promenades et voyages [1.3#749]
Ohatra  15  Ary tsaingoka fotsy miakanjo sy misatroka 40 lahy nampilefa basy ao avara-drova. [2.48]

Teny iditra (3/3)16  tsaingoka
Sokajin-teny  17  anarana
Voambolana  18  Zavamaniry mitsabo
Fanazavàna teny malagasy  19  Anaran-javamaniry madinika ampiasain'ny olona ho fanalefahan-kozatra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  20  plante légumineuse et émolliente [1.3#749]
21  Légumineuse employée comme remède contre les furoncles d'après le fichier manuscrit de Grandidier. [1.196]
Tsipelina hafa  22  tsengoka

Fivaditsoratra  23  tsaingoka, tsingaoka, tsingoaka, tsiongaka

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/07